Ampidiro aloha ny tenimiafina
HADINONY IANAO (Zo Ryan)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rehefa nandeha teny ny volana sy ny taona
Ny ratram-pony navelanao efa resin’ny fotoana
Ilay hira noforoniko hoe MIHEVERA IANAO
Nanadinoany anao
Nofy ratsy sisa ny azy ,
ireo niainany taloha kehsju efa nanjary vazivazy
fiainam-baovao indray izao no iainany amin’izao
HADINONY IANAO
Refrain :
Na dia narary hono izy e
Lasa hery ho azy nananganany ny hoavy
Sitrana ihany ilay fony
Na dia noratrainao aza
Sendra ny tiany izy rehefa nampijalinao
ilay fiainany nangidy niova ho mamy ankehitriny
nahita ny yognnch anjarany izy na dia nilaozanao
solonao vaovao ,Tsy hoatra
Tantara sisa tononkira.serasera.org ny anareo
Fa niova hafaliana ireo jaly sy toreo
fiainam-baovao indray izao no iainany amin’izao
HADINONY IANAO
Refrain :
Na dia narary hono izy e…
INTERLUDE ……..Musique........
Nofy ratsy sisa ny azy …..
Refrain :
Na dia klejt narary hono izy e….
Zo Ryan

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Zo RyanVangy : 6751
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Zo_Ryan_Page_Musique
Daty : 26/12/2020 00:19