You are here: home > Tononkira > Zo Ryan

SATRIA TIAKO IANAO (Zo Ryan)

https://tononkira.serasera.org/hira/zo-ryan/satria-tiako-ianao

Na nosakanana aho
Nosakanana tsy hitia anao
Na norarana koa ,
norarana nahodina ny loha
kanefa koa vao maika
nihanitombo nivaivay tsy laitra
ilay fitia norarana niboiboika tsy tana
ilay fitia norarana vao maika tsy tana

Refrain :
SATRIA TIAKO IANAO ka tsy nohenoiko izany niteny
Ny fitiavako anao no noporofoiko tamin’izy ireny
SATRIA TIAKO IANAO ka tsy nahoako izay nandrara
Satria ianao ihany no tiako sy inoako f’efa anjara

Na iza hanaratsy
n’izTsiky dia ampyan’iza koa hanao izay hampifandrafy
Tsy ahoantsika izy ireny
f’ilay fitiavana no hokoloina ombieny
Satria tiako ianao
Ianao koa moa tsy mila afa tsy izaho
Ilay fitiavantsika tsy avela hangatsiaka
Ny fanirianatsika tsy maintsy ho tafita

Refrain :
SATRIA TIAKO IANAO ka tsy nohenoiko izany niteny
Ny fitiavako anao no noporofoiko tamin’izy ireny
SATRIA TIAKO IANAO ka tsy nahoako izay nandrara
Satria ianao ihany no tiako sy inoako f’efa anjara
KA hoantsoiko hoe Malala

Zo Ryan

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Zo Ryan
Mpamaky : 256
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Zo_Ryan_Page_Musique
Tamin'ny : 25/12/2020 23:19:23
ID : 13285

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo