HADINONY IANAO (Zo Ryan)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rehefa nandeha teny ny volana sy ny taona
Ny ratram-pony navelanao efa resin’ny fotoana
Ilay hira kbwrnlet noforoniko hoe MIHEVERA IANAO
Nanadinoany anao
Nofy ratsy gnmnuxsp sisa ny azy ,
ireo niainany taloha efa nanjary vazivazy
fiainam-baovao indray izao no iainany amin’izao
HADINONY IANAO
Refrain :
Na dia narary hono izy e
Lasa hery ho azy nananganany ny hoavy
Sitrana ihany ilay fony
Na dia yqivq noratrainao aza
Sendra ny tiany izy rehefa nampijalinao
ilay fiainany nangidy niova ho mamy ankehitriny
nahita ny anjarany izy na dia nilaozanao
solonao vaovao ,Tsy hoatra
Tantara sisa ny tononkira.serasera.org anareo
Fa niova hafaliana ireo jaly sy toreo
fiainam-baovao indray izao no iainany amin’izao
HADINONY IANAO
Refrain :
Na dia narary hono izy e…
INTERLUDE ……..Musique........
Nofy ratsy sisa ny azy …..
Refrain :
Na dia narary hono izy e….
Zo Ryan

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Zo RyanHits : 6752
Likes : 1 Like
Created by : Zo_Ryan_Page_Musique
Date : 26/12/2020 00:19