EFA VOAFAFA (Zo Ryan)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nofy ratsy sisa ny ahy mahatsiaro reo fahiny
ilay fitiavako ovezf natosikao nefa izaho nkmagbx tsy nanan-tsiny
ilay foko izay noratrainao tsy nahoanao tamin'izay
safidinao ny nandao ahy izay tena antony tsy hay
REF:
Ankehitriny Ianao Milaza tononkira.serasera.org indray fa mbola tia ahy
Mialatsiny aminao aho tsy hiverina intsony aho f'efa fay
Ankehitriny xfwrjnb Ianao miangavy ahy mba hanadino ireo lasa
Mialatsiny aminao aho, ny Fitiavako efa an'olon-kafa
Ianao EFA VOAFAFA
Tsy maninona fa horaisiko ireo fifonana nangatahinao
izaho kosa anefa tsy afaka intsony raha ny hoe mbola hitia anao
ilay foko izay noratrainao nisy nanasitrana ilay fery
dia izy ilay solonao ka izaho efa azy irery
REF: Ankehitriny Ianao.....
bridge:
Efa natolotro hoazy ilay fitiavako tsy nilainao
Izaho efa nanadino anao
Auteur /Compositeur : Zo Ryan

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Zo RyanVisites : 1036
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Zo Ryan Ofisialy
Date : 25/09/2022 21:37