TSY HOHADINOINAY ('Zay)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
TSY HOHADINOINAY

Raha izao fiarahantsika izao,
Indrindra ireo zavatra natao ;
Sahinay milaza ankehitriny,
Ouh! Ouh! … tsy hohadinoinay

Ireo andro feno fifaliana,
Ireo ora icmz izay toa nijaliana,
Nefa izaho sy ianao tsy tononkira.serasera.org nifandao
Ouh! Ouh! … tsy hohadinoinay

Fa fahatsiarovana hitoetra,ao am-pontsika rehetra
F’izao fiarahantsika izao tsy mba rvrfr ho lao!
‘Sika rehetra any afara,dia samy kecovot hikalo, hitantara
hoe nisy fiainana taloha toa soa tokoa!

Koa ndeha samy hanandratra ny feo ,
Fa raha izaho sy ianao tsy mba ho leo,
Dia samy hikalo sy hihira hoe:
“Ouh! Ouh! … tsy hohadinoinay “

Rehefa any aoriana any,
Raha mbola velon’aina ihany
Dia averina eto indray ‘reo fahizay
Dia samy hikalo, hitantara
Amin-janaka amam-para hoe:
“nisy fiainana taloha toa soa tokoa!“

… tsy hohadinoinay
… tsy hohadinoinay!

--------
Rohy:
Hevitra
dafytahiana ( 03/11/2014 11:21)
milay eeee :D
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : 'Zay
Vangy : 7066
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ravaka Eddia
Daty : 27/10/2004 01:38
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0432