TSY HO ELA ('Zay)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy tantiko ny hamela anao irery
Tsy tiko anefa dia voatery aho
Tsy tononkira.serasera.org maintsy hiatrika ny hoaviko aho
Andeha aho, zory ny anao
Ataovy toy ny hoe
Mbola dwns eo foana aho, mbola hiverina aho
Tsy ho ela ...
REF: Tohizo hatrany ny hiranao
Hakaro hatrany ny feonao
Hiverina aho hitondra ainga vaovao
Hanamafy indray lay hirahira fahizay
'Reny kalokalontsika ireny
Tsy hijanona kixwbr ela any aho f'aza manahy
Hatramin'zay toa niaraka niafy
Nikaroka nihezaka hatrany
Toy ny hoe tsy hisaraka intsony
Ankehitriny aho handeha
Aza mihaotra,
Raha hoe tsy ho eo kdiuddvm tsony aho
Nefa aza manahy, tsy ho ela aho ...
Tsy tiko anefa dia voatery aho
Tsy tononkira.serasera.org maintsy hiatrika ny hoaviko aho
Andeha aho, zory ny anao
Ataovy toy ny hoe
Mbola dwns eo foana aho, mbola hiverina aho
Tsy ho ela ...
REF: Tohizo hatrany ny hiranao
Hakaro hatrany ny feonao
Hiverina aho hitondra ainga vaovao
Hanamafy indray lay hirahira fahizay
'Reny kalokalontsika ireny
Tsy hijanona kixwbr ela any aho f'aza manahy
Hatramin'zay toa niaraka niafy
Nikaroka nihezaka hatrany
Toy ny hoe tsy hisaraka intsony
Ankehitriny aho handeha
Aza mihaotra,
Raha hoe tsy ho eo kdiuddvm tsony aho
Nefa aza manahy, tsy ho ela aho ...
--------
Rohy:
