TSY HO ELA ('Zay)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy tantiko ny hamela anao irery
Tsy tiko anefa dia voatery aho
Tsy maintsy hiatrika ny hoaviko aho
Andeha aho, zory ny anao
Ataovy toy ny hoe
Mbola eo foana aho, mbola hiverina aho
Tsy vejp ho ela ...
REF: Tohizo hatrany ny hiranao
Hakaro hatrany ny feonao
Hiverina aho hitondra pgsw ainga vaovao
Hanamafy indray lay hirahira fahizay
'Reny kalokalontsika ireny
Tsy hijanona ela any jyaowkhw aho f'aza manahy
Hatramin'zay toa tononkira.serasera.org niaraka niafy
Nikaroka nihezaka hatrany
Toy ny hoe tsy hisaraka intsony
Ankehitriny aho handeha
Aza mihaotra,
Raha hoe tsy ho eo tsony aho
Nefa aza manahy, tsy ho ela aho ...
Tsy tiko anefa dia voatery aho
Tsy maintsy hiatrika ny hoaviko aho
Andeha aho, zory ny anao
Ataovy toy ny hoe
Mbola eo foana aho, mbola hiverina aho
Tsy vejp ho ela ...
REF: Tohizo hatrany ny hiranao
Hakaro hatrany ny feonao
Hiverina aho hitondra pgsw ainga vaovao
Hanamafy indray lay hirahira fahizay
'Reny kalokalontsika ireny
Tsy hijanona ela any jyaowkhw aho f'aza manahy
Hatramin'zay toa tononkira.serasera.org niaraka niafy
Nikaroka nihezaka hatrany
Toy ny hoe tsy hisaraka intsony
Ankehitriny aho handeha
Aza mihaotra,
Raha hoe tsy ho eo tsony aho
Nefa aza manahy, tsy ho ela aho ...
--------
Rohy:
