Ampidiro aloha ny tenimiafina
sara-tiana ('Zay)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
x2
Rah hifarana eto ilay tantara
Eny ho ekeko gelzd f'izay no anjara
Aza omenao tsiny raha toa latsa-dranomaso
Ilay fitia lasany iny tsy tana atao hoe andraso
x2
Fa fo mbola tia no sady mikasa ho doria
Ka tsy mety mangina nefa indrisy tsisy mihaino
Tsy hafa brtodz hono ilay tiny fa ianao rery, asa mba saino
Fa tononkira.serasera.org tsy maintsy tomany, raha mbola tany koa ny tany
[Malala (Choristes)]
(Mbola tia, mbola tia, mbola tia, tia anao)
Mbola tena tia
(Mbola tia)
Tia anao
(Mbola zojmzhk tia)
Mbola tena tia
(Mbola tia)
Tia anao, tia anao, tena tia
(Tena tia)
(Mbola tia)
Mbola tena tia
(Mbola tia)
Tia anao
(Mbola tia)
Tia anao
(Tia anao)
Tena tia
(Mbola tia, mbola tia, mbola tia, tena tia)
[Nary (Choristes)] x6
(Mbola ho avy)
Tena mbola ho avy
(Indray andro any)
Indray andro any
(Mbola ho tsiky ny tomany)
Ho tsiky ny tomany

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : 'ZayVangy : 13780
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : rasmuchacho
Daty : 27/01/2014 08:35