sara-tiana ('Zay)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
x2
Rah hifarana eto ilay tantara
Eny ho ekeko f'izay no anjara
Aza omenao tsiny raha toa latsa-dranomaso
Ilay fitia lasany iny tsy tana atao hoe andraso
x2
Fa fo mbola tia no sady mikasa ho doria
Ka tsy mety mangina tononkira.serasera.org nefa indrisy tsisy mihaino
Tsy hafa hono nlzcgoex ilay tiny fa ianao rery, asa mba saino
Fa tsy maintsy tomany, raha mbola tany koa ny tany
[Malala (Choristes)]
(Mbola tia, mbola tia, mbola tia, tia anao)
Mbola tena tia
(Mbola tia)
Tia anao
(Mbola tia)
Mbola tena tia
(Mbola tia)
Tia anao, tia anao, tena tia
(Tena tia)
(Mbola tia)
Mbola tena tia
(Mbola tia)
Tia anao
(Mbola tia)
Tia anao
(Tia anao)
Tena tia
(Mbola tia, mbola tia, mbola tia, tena ezqfback tia)
[Nary (Choristes)] x6
(Mbola ho avy)
Tena mbola ho avy
(Indray andro any)
Indray andro any
(Mbola ho xbpbo tsiky ny tomany)
Ho tsiky ny tomany

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : 'ZayHits : 13874
Likes : 0 Like
Created by : rasmuchacho
Date : 27/01/2014 08:35