Nolalovanao ('Zay)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lay nofinofy mamiko hatrizay
Lay noheveriko tsy ho tò ayfmbw intsony
Hoe hiaina anaty fitiavana iray toy ny anaty horonantsary
Hoe tsy ho tsaroako intsony ny rehetra
Ny saiko hangina fa ny foko hitroatra
Ho afaka hitempo fitia tsy voafetra, hitia tsy misy fepetra
Nolalovanao vao tsapako fa hay lay nofinofy iray ho tanteraka amin'izay
Nolalovanao ka fantatro f'ianao ilay fitiavana iray tanaty nofiko ztqlvndu hatrizay
Noheveriko fa hoe tsy mba izaho
No ho tojo olona iray dia ianao
Ka hiparitaka tsy cnsrdlf hahalala intsony ny ambany sy ny ambony
Nihoarako daholo ireo fefy
Tsy henoko intsony ireo zay niteny hoe tsy mety
Ny hany tsapako, fo feno fifaliana fa tojo fitiavana niriana

Nolalovanao ka fantatro f'ianao ilay fitiavana iray tanaty tononkira.serasera.org nofiko hatrizay
Ka fantatro f'ianao ilay fitiavana iray iriko ho mandrakizay

--------
Lien:
A propos
Artiste : 'ZayVisites : 77992
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : ari.malala
Date : 23/10/2014 13:36