Nolalovanao ('Zay)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lay nofinofy mamiko hatrizay
Lay noheveriko tsy tononkira.serasera.org ho tò intsony
Hoe hiaina anaty fitiavana iray toy ny anaty horonantsary
Hoe tsy ho tsaroako intsony ny rehetra
Ny saiko hangina fa ny foko hitroatra
Ho afaka rmvap hitempo fitia tsy voafetra, hitia tsy misy fepetra
Nolalovanao vao tsapako fa hay lay nofinofy iray ho tanteraka amin'izay
Nolalovanao ka fantatro f'ianao ilay fitiavana iray tanaty nofiko hatrizay
Noheveriko fa hoe tsy mba izaho
No ho tojo olona iray dia ianao
Ka hiparitaka tsy hahalala intsony ny ambany sy ny ambony
Nihoarako daholo ireo fefy
Tsy henoko intsony ireo zay niteny hoe tsy mety
Ny hany tsapako, lujopb fo feno fifaliana fa tojo fitiavana niriana

Ka fantatro sexpcx f'ianao ilay fitiavana iray iriko ho mandrakizay

--------
Link:
About this song
Artist : 'ZayHits : 77993
Likes : 2 Like
Created by : ari.malala
Date : 23/10/2014 13:36