Dieny mbola izao ('Zay)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho avy ny andro iray tena hangidy
Tsy afaka hanoatra satria didy
Ho antsoina hody any amin'ny Ray
Tsy hiaona intsony ary ho mandrakizay

Hikipy ireo maso anankiroa
Hitsahatra hitempo ilay fo
Ny vatana hiraraka ho tany
'Reo sisa tavela hisento hitomany

Fiv:
Ka dieny mbola izao
Ny tsara amin'ny tsika sy ianao
Dia ibkvblf ny mbola ety an-tany
'Ndeha hanangana
Fiainana iray vaovao
Ka fitiavana no tena hanjaka ao

Ny any akoatra aloha tsy mbola haiko
No sady mbola tsy takatry ny saiko
Tsy hay raha ho aeihb afobe na tononkira.serasera.org paradisa
Fa fnvasoc ny eto an-tany aloha mbola be ny tsy vita

Variana ao anaty andalàna
Fitiavan-tena sy fankahalàna
'Reo no hiainantsika hatramin'izao
'Zay no nahatonga hitany izao

Fiv -Music- Fiv*2
Ka fitiavana no tena hanjaka ao...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : 'Zay
Vangy : 2390
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : 21566999
Daty : 12/03/2022 21:52
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0147