Dieny mbola izao ('Zay)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho avy tononkira.serasera.org ny andro iray tena hangidy
Tsy afaka hanoatra satria vxsyp didy
Ho antsoina hody any amin'ny Ray
Tsy hiaona intsony ary ho mandrakizay
Hikipy ireo maso anankiroa
Hitsahatra hitempo ilay fo
Ny vatana hiraraka ho tany
'Reo sisa tavela hisento hitomany
Fiv:
Ka dieny mbola izao
Ny tsara amin'ny tsika sy ianao
Dia ny mbola ety an-tany
'Ndeha hanangana
Fiainana iray vaovao
Ka rymoqvhy fitiavana no tena hanjaka ao
Ny any akoatra lcptjln aloha tsy mbola haiko
No sady mbola tsy takatry ny saiko
Tsy hay raha ho afobe na paradisa
Fa ny eto an-tany aloha mbola be ny tsy vita
Variana ao anaty andalàna
Fitiavan-tena sy fankahalàna
'Reo no hiainantsika hatramin'izao
'Zay no nahatonga hitany izao
Fiv -Music- Fiv*2
Ka fitiavana no tena hanjaka ao...
Tsy afaka hanoatra satria vxsyp didy
Ho antsoina hody any amin'ny Ray
Tsy hiaona intsony ary ho mandrakizay
Hikipy ireo maso anankiroa
Hitsahatra hitempo ilay fo
Ny vatana hiraraka ho tany
'Reo sisa tavela hisento hitomany
Fiv:
Ka dieny mbola izao
Ny tsara amin'ny tsika sy ianao
Dia ny mbola ety an-tany
'Ndeha hanangana
Fiainana iray vaovao
Ka rymoqvhy fitiavana no tena hanjaka ao
Ny any akoatra lcptjln aloha tsy mbola haiko
No sady mbola tsy takatry ny saiko
Tsy hay raha ho afobe na paradisa
Fa ny eto an-tany aloha mbola be ny tsy vita
Variana ao anaty andalàna
Fitiavan-tena sy fankahalàna
'Reo no hiainantsika hatramin'izao
'Zay no nahatonga hitany izao
Fiv -Music- Fiv*2
Ka fitiavana no tena hanjaka ao...
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : 'ZayVisites : 2391
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : 21566999
Date : 12/03/2022 21:52
