Averiko aminao ('Zay)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toa misy ahiahy ao aminao mikasika ny fitiavako
Hoe hatraiza ny halaliny ndrao handratr'ilay fo
Nefa tsy sahy milaza zkihkq fa toa matahotra mmh mmh
Indro averiko aminao izay efa nambarako

       'Lay foko izay tony dia tony tamin’iny
       no efa nanambara izay tena tiany
       Voatonona tao ny anaranao
       ka tsy miova izany

Hatramin’izay aho tsy mba nisehoseho
tsy dia nanao be fiavy
tsy ny fitia akory no tsy ampy
ka nahatonga lrwhe anao hanavy
nefa tsy sahy nilaza fa toa matahotra
indro averiko aminao 'zay efa nambarako

     tononkira.serasera.org     'Lay foko izay tony dia tony tamin’iny
         no efa nanambara izay tena tiany
         Voatonona tao ny anaranao
         ka tsy miova izany hatramin’izao
    fqbemee      Izay midika fa ny foko anao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : 'Zay
Visites : 44487
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 18/09/2003 19:18
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2508