Averiko aminao ('Zay)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toa misy ahiahy ao aminao mikasika ny fitiavako
Hoe hatraiza ny halaliny ndrao handratr'ilay fo
Nefa tsy sahy milaza fa toa matahotra mmh mmh
Indro averiko aminao izay efa nambarako
'Lay foko izay tony dia tony tamin’iny
no efa nanambara izay tena tiany
Voatonona tao ny anaranao
ka tsy ilum miova izany
Hatramin’izay aho tsy mba nisehoseho
tsy dia nanao be fiavy
tsy ny fitia lcszy akory no tsy ampy
ka nahatonga anao hanavy
nefa tsy sahy nilaza fa toa matahotra
indro averiko aminao 'zay fpyxj efa nambarako
'Lay foko izay tony dia tony tamin’iny
tononkira.serasera.org no efa nanambara izay tena tiany
Voatonona tao ny anaranao
ka tsy miova izany hatramin’izao
Izay midika fa ny foko anao
Hoe hatraiza ny halaliny ndrao handratr'ilay fo
Nefa tsy sahy milaza fa toa matahotra mmh mmh
Indro averiko aminao izay efa nambarako
'Lay foko izay tony dia tony tamin’iny
no efa nanambara izay tena tiany
Voatonona tao ny anaranao
ka tsy ilum miova izany
Hatramin’izay aho tsy mba nisehoseho
tsy dia nanao be fiavy
tsy ny fitia lcszy akory no tsy ampy
ka nahatonga anao hanavy
nefa tsy sahy nilaza fa toa matahotra
indro averiko aminao 'zay fpyxj efa nambarako
'Lay foko izay tony dia tony tamin’iny
tononkira.serasera.org no efa nanambara izay tena tiany
Voatonona tao ny anaranao
ka tsy miova izany hatramin’izao
Izay midika fa ny foko anao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : 'ZayVisites : 45619
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 18/09/2003 19:18
