Betesda (ZASPAtsim Fianarantsoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tany aehkw Jerosalema ho aho e nisy farihy iray
natao hoe :
Betesda

Oh ! nisy marary maro nentina tao
nentina ho tsaboina tao :
Betesda

Nisy lehilahy iray efa narary ela be,
Azon'ny paralisisa e e
Valo amby telompolo taona e e

Raha ktlp nahita azy nandry teo i Jesosy
Dia nanontany azy hoe :
Te ho sitrana va, te ho sitrana va, te ho sitrana va ianao ?

Tompo ô, raha hetsehina ny rano
tsisy olona handroboka ahy.
Nefa raha mandeha, mandeha aho,
misy misosoka eo alohako (raha mandeha)
misy misosoka eo alohako

Ka hoy Jesosy : mitsangana ! ento ny tononkira.serasera.org fandrianao, mandehana !

A/C : Pastora Roland RATOVONA
(Pastora RATOVONJANAHARY Roland iiqvknas / Ambatofinandrahana)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : ZASPAtsim Fianarantsoa
Vangy : 42
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : HajatianaDaji
Daty : 19/10/2026 10:36
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0395