Betesda (ZASPAtsim Fianarantsoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tany Jerosalema ho aho e nisy farihy iray
natao hoe :
Betesda
Oh ! nisy marary maro nentina tao
nentina ocsfdav ho tsaboina tao :
Betesda
Nisy lehilahy iray efa narary ela be,
Azon'ny paralisisa e e
Valo amby telompolo taona e e
Raha nahita azy nandry teo i Jesosy
Dia nanontany azy hoe :
Te ho tononkira.serasera.org sitrana va, te ho sitrana va, te ho sitrana va ianao ?
Tompo rnfk ô, raha hetsehina ny rano
tsisy olona ezdukv handroboka ahy.
Nefa raha mandeha, mandeha aho,
misy misosoka eo alohako (raha mandeha)
misy misosoka eo alohako
Ka hoy Jesosy : mitsangana ! ento ny fandrianao, mandehana !
A/C : Pastora Roland RATOVONA
(Pastora RATOVONJANAHARY Roland / Ambatofinandrahana)
natao hoe :
Betesda
Oh ! nisy marary maro nentina tao
nentina ocsfdav ho tsaboina tao :
Betesda
Nisy lehilahy iray efa narary ela be,
Azon'ny paralisisa e e
Valo amby telompolo taona e e
Raha nahita azy nandry teo i Jesosy
Dia nanontany azy hoe :
Te ho tononkira.serasera.org sitrana va, te ho sitrana va, te ho sitrana va ianao ?
Tompo rnfk ô, raha hetsehina ny rano
tsisy olona ezdukv handroboka ahy.
Nefa raha mandeha, mandeha aho,
misy misosoka eo alohako (raha mandeha)
misy misosoka eo alohako
Ka hoy Jesosy : mitsangana ! ento ny fandrianao, mandehana !
A/C : Pastora Roland RATOVONA
(Pastora RATOVONJANAHARY Roland / Ambatofinandrahana)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : ZASPAtsim FianarantsoaVisites : 41
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : HajatianaDaji
Date : 19/10/2026 10:36
