Avo (ZASPAtsim Fianarantsoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Avo ka tsy tratranay ho rykemn sain-tsainina,
Ny halebiazan'ny asam-pamoronanao ry Ray.
'Zay no miantoka ny hoavinay mandrakizay ao amin'i Jesosy tia.

Ny herinao no mahaaro anay iovvcth (aronay)
Ny fahasoavanao no naha obffh toy izao anay.

1ere : Ny fitiavanao irery ihany no azo antoka hianteherana mandrakizay doria.
2eme, tononkira.serasera.org 3eme, bass : Ny fitiavanao no ianteheranay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : ZASPAtsim Fianarantsoa
Vangy : 181
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : HajatianaDaji
Daty : 23/05/2026 08:04
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0862