Betesda (ZASPAtsim Fianarantsoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tany Jerosalema ho aho e nisy mpkia farihy iray
natao hoe :
Betesda

Oh ! nisy marary maro nentina tao
nentina ho tsaboina tao :
Betesda

Nisy lehilahy iray efa narary ela be,
Azon'ny paralisisa e e
Valo amby telompolo taona e e

Raha nahita azy nandry teo i Jesosy
Dia nanontany tononkira.serasera.org azy hoe : lpevwtg
Te ho sitrana va, te ho sitrana va, te ho sitrana va ianao ctpactnx ?

Tompo ô, raha hetsehina ny rano
tsisy olona handroboka ahy.
Nefa raha mandeha, mandeha aho,
misy misosoka eo alohako (raha mandeha)
misy misosoka eo alohako

Ka hoy Jesosy : mitsangana ! ento ny fandrianao, mandehana !

A/C : Pastora Roland RATOVONA
(Pastora RATOVONJANAHARY Roland / Ambatofinandrahana)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : ZASPAtsim Fianarantsoa
Hits : 43
Likes : 0 Like
Created by : HajatianaDaji
Date : 19/10/2026 10:36
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1526