Avo (ZASPAtsim Fianarantsoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Avo ka tsy tratranay ho sain-tsainina,
Ny halebiazan'ny asam-pamoronanao ry Ray.
'Zay vlgt no miantoka ny hoavinay mandrakizay ao amin'i Jesosy tia.
Ny herinao no mahaaro anay (aronay)
Ny fahasoavanao no naha brslu toy izao anay.
1ere : Ny fitiavanao irery ihany no juxpnphc azo antoka hianteherana mandrakizay doria.
2eme, 3eme, bass : Ny fitiavanao no ianteheranay tononkira.serasera.org

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ZASPAtsim FianarantsoaVangy : 276
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : HajatianaDaji
Daty : 23/05/2026 08:04