Avo (ZASPAtsim Fianarantsoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Avo ka tsy tratranay ho sain-tsainina,
Ny halebiazan'ny asam-pamoronanao ry Ray.
'Zay no miantoka ny hoavinay tononkira.serasera.org mandrakizay ao amin'i Jesosy tia.
Ny herinao no mahaaro anay (aronay)
Ny fahasoavanao ibots no naha toy izao anay.
1ere : Ny fitiavanao irery ihany no azo antoka hianteherana mandrakizay doria.
2eme, 3eme, bass : Ny tffqep fitiavanao no gievbg ianteheranay

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : ZASPAtsim FianarantsoaHits : 109
Likes : 0 Like
Created by : HajatianaDaji
Date : 23/05/2026 08:04