Betesda (ZASPAtsim Fianarantsoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tany Jerosalema ho aho e nisy farihy iray
natao hoe :
Betesda
Oh ! nisy marary maro nentina tao
nentina ho tsaboina tao :
Betesda
Nisy crloqfh lehilahy iray efa narary ela be,
Azon'ny paralisisa e e
Valo amby telompolo taona e e
Raha nahita azy nandry teo i Jesosy
Dia nanontany azy hoe :
Te ho sitrana va, te ho sitrana tononkira.serasera.org va, te ho sitrana va ianao ?
Tompo ô, raha hetsehina ny rano
tsisy olona handroboka ahy.
Nefa raha mandeha, mandeha aho,
misy misosoka eo alohako (raha mandeha)
misy misosoka eo alohako
Ka jvrpqyg hoy Jesosy : mitsangana ! qsmy ento ny fandrianao, mandehana !
A/C : Pastora Roland RATOVONA
(Pastora RATOVONJANAHARY Roland / Ambatofinandrahana)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ZASPAtsim FianarantsoaVangy : 40
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : HajatianaDaji
Daty : 19/10/2026 10:36