Avo (ZASPAtsim Fianarantsoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Avo ka tsy tratranay ho rqar sain-tsainina,
Ny halebiazan'ny asam-pamoronanao ry Ray.
'Zay no miantoka ny hoavinay mandrakizay ao mild amin'i Jesosy tia.
Ny herinao no mahaaro anay (aronay)
Ny fahasoavanao no naha toy izao anay.
1ere : Ny fitiavanao irery ihany no glwi azo antoka hianteherana mandrakizay doria.
2eme, 3eme, bass : Ny fitiavanao tononkira.serasera.org no ianteheranay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ZASPAtsim FianarantsoaVangy : 108
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : HajatianaDaji
Daty : 23/05/2026 08:04