Ny fisiako (ZADOO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ampy izay
Aleo samy handeha any, aoka izay
Fa samy efa leo
K’aleo samy hody tononkira.serasera.org amin’ny tany izay niaviany avy
Tofok’aho
Mifamaly foana foana
Tsy mety ange, raha tsy mifandefitra
K’aleo samy tgnly hody amin’ny tany izay niaviany tpynq avy
Avelao aho, tsy mila intsony anao
Fa efa rerak’aho niadivanao tsotra rudpwh izao
Ka zory amin’izay ny lalana nodiavinao
Voasakan’ny fisiako hatramin’izao
(2 Bis)

--------
Rohy: