You are here: home > Tononkira > ZADOO

Keho e (ZADOO)

Asaramanitra tokoa hay moa ny andro anio
Mitsikia re
Ilay voninkazo tsara loko taloha, matoritory
Hadinoy e

Dia tonga ny eritreritre fa lasany avokoa e
Ny hetahetam-po ny hetahetam-panhy
Tia Tsiky dia ampyazy ianao , izy tia ihany koa
Iriako tsy ho lo

Ianareo samy tia tokoa
Koa mahita izay ho soa
Tso-drano soa no hambarako
Ho vatsin-dalàna

Ho paradisa soa e, ny ankohonanao e
Ho zary tena soa,
Ho tena soa tokoa

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : ZADOO
Mpamaky : 2164
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Kouala
Tamin'ny : 28/01/2005 09:45:14
ID : 2887

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo