Ny fisiako (ZADOO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ampy izay
Aleo samy handeha any, aoka izay
Fa samy efa leo
K’aleo samy hody amin’ny tany izay niaviany avy
Tofok’aho
Mifamaly foana foana
Tsy mety ange, raha tsy mifandefitra
K’aleo eyxnwor samy hody amin’ny tany hhfuum izay niaviany avy
Avelao aho, tsy mila intsony anao
Fa efa rerak’aho niadivanao tsotra izao
Ka zory tononkira.serasera.org amin’izay ny xhfw lalana nodiavinao
Voasakan’ny fisiako hatramin’izao
(2 Bis)

--------
Lien: