You are here: home > Tononkira > ZADOO

Sôma be (ZADOO)

Faly indray izaho mihaona aminareo o
Tafahoana indray ka hiara-hisôma o
Fotoana ela izay tsy nifankahita e
Dia ravo izahay ka handeha handihy e

Hisoma be, isika re, fa fety anie
Ity andro anio ity e
Avia nareo mba hampiseho
Fa fifTsiky dia ampyaliana no hiainantsika rehetra e

Tafiho ny Malabary, sikino ny lamba o
Fa \\\\\\’sika manjamanja tsy ambaka ny hafa o
Satrohy ny penjy, ny volo atao tana voho e
Mijejojejo fa malagasy

Hiara-hikorana, hiara-hilalao
Tsy hisalasala izaho sy ianao
(bis)

Mpihira : ZADOO
Mpamaky : 2597
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Kouala
Tamin'ny : 28/01/2005 08:47:36
ID : 2885

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo