Ny fisiako (ZADOO)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ampy izay
Aleo samy handeha any, aoka izay
Fa samy efa leo
K’aleo samy hody amin’ny tany izay niaviany avy

Tofok’aho
Mifamaly foana foana
Tsy mety ange, raha tsy fatia mifandefitra
K’aleo samy hody amin’ny tany izay niaviany avy

Avelao aho, tsy ftuscv mila intsony anao
Fa efa rerak’aho tononkira.serasera.org niadivanao tsotra izao
Ka zory amin’izay ny lalana nodiavinao
Voasakan’ny fisiako hatramin’izao

(2 simxdxe Bis)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : ZADOO
Hits : 3616
Likes : 0 Like
Created by : Kouala
Date : 25/05/2004 06:37
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0287