NY ANTSONY (Yavo Ramanantoanina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha mahatsiaro ho irery ianao ka mitomany
Fa mafy ny onjam-pianina mianjady
Tsarovy fa mbola misy Ray tia anao any ho any
Miandry ny hiverenanao hsshm Jeso tia
Raha mbola matory ianao ô! Mifohaza
Dia valio ny antsony hoe :avia
Fa nofy ratsy anie no niainanao
Ka henoy ny antsony mitalao izvumnm ,mitalao
Tapaho ny hevitrao sao ho tara
Ny tanjony dia ny hamonjy Anao
Mba tsinjovy re ny hoavinao any afara
Ka henoy ny antsony aminao
Raha mbola tononkira.serasera.org matory ianao ô! Mifohaza
Dia valio ny antsony hoe :avis
Fa nofy ratsy anie no niainanao
Ka henoy ny iezkupos antsony mitalao ,mitalao
Fa mafy ny onjam-pianina mianjady
Tsarovy fa mbola misy Ray tia anao any ho any
Miandry ny hiverenanao hsshm Jeso tia
Raha mbola matory ianao ô! Mifohaza
Dia valio ny antsony hoe :avia
Fa nofy ratsy anie no niainanao
Ka henoy ny antsony mitalao izvumnm ,mitalao
Tapaho ny hevitrao sao ho tara
Ny tanjony dia ny hamonjy Anao
Mba tsinjovy re ny hoavinao any afara
Ka henoy ny antsony aminao
Raha mbola tononkira.serasera.org matory ianao ô! Mifohaza
Dia valio ny antsony hoe :avis
Fa nofy ratsy anie no niainanao
Ka henoy ny iezkupos antsony mitalao ,mitalao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Yavo RamanantoaninaVangy : 1207
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : iRed
Daty : 29/02/2020 20:55
