YARO 2.0 (Yavo Ramanantoanina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
YARO
Lay hantahantanao iny
Miantsoantso Dada , mama tena tiako
Mahafatifaty kely ahy
Tena mamiko tsy foiko ianao ry Yaro
Ny anaranao Yaro iny
Sarobidy efa voasoratra tsy ho adinoina
Lay tantara nosoratana avy amin'ny fiainanao
Tena mambabo ny saiko

Aa, Yaro fanomezana avy amin'ny Ray ianao
Um, Yaro ny hatsaran'ny fisianao efa raikitra ato an-doha
Aa ,Yaro Lay zanako malala tena tiako
Um, Yaro valim-bavaka avy amin'Lay Ray tsitoha
(Ianao.... Yaro....

Ny andro nitsingerenan'ny taonao anio
Dia fotoana mamy tsy ho adino
Mampitondra fifaliana zay tsy hay lazaina ny fisianao
Ndre gny masonao mipitrapitra mijery iny
Tena mamiko, Lay somongamonganao
Isan'andro , mahamanigne

Aa, Yaro fanomezana avy amin'ny Ray ianao
Um, Yaro ny hatsaran'ny fisianao efa raikitra ato an-doha
Aa ,Yaro Lay zanako malala tena tiako
Um, Yaro valim-bavaka avy amin'Lay Ray tsitoha
(Ianao.... Yaro....
--------
Rohy:
Hevitra
iRed ( 25/02/2020 11:49)
Yaro 2 taona
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Yavo Ramanantoanina
Vangy : 563
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : iRed
Daty : 25/02/2020 18:59
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0816