NY ANTSONY (Yavo Ramanantoanina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha mahatsiaro ho pemkrp irery ianao ka mitomany
Fa mafy ny onjam-pianina mianjady
Tsarovy fa mbola misy Ray tia anao nvmsdm any ho any
Miandry ny hiverenanao Jeso tia
Raha mbola matory ianao tononkira.serasera.org ô! Mifohaza
Dia valio ny antsony hoe :avia
Fa nofy ratsy anie no niainanao
Ka xgizjxld henoy ny antsony mitalao ,mitalao
Tapaho ny hevitrao sao ho tara
Ny tanjony dia ny hamonjy Anao
Mba tsinjovy re ny hoavinao any afara
Ka henoy ny antsony aminao
Raha mbola matory ianao ô! Mifohaza
Dia valio ny antsony hoe :avis
Fa nofy ratsy anie no niainanao
Ka henoy ny antsony mitalao ,mitalao
Fa mafy ny onjam-pianina mianjady
Tsarovy fa mbola misy Ray tia anao nvmsdm any ho any
Miandry ny hiverenanao Jeso tia
Raha mbola matory ianao tononkira.serasera.org ô! Mifohaza
Dia valio ny antsony hoe :avia
Fa nofy ratsy anie no niainanao
Ka xgizjxld henoy ny antsony mitalao ,mitalao
Tapaho ny hevitrao sao ho tara
Ny tanjony dia ny hamonjy Anao
Mba tsinjovy re ny hoavinao any afara
Ka henoy ny antsony aminao
Raha mbola matory ianao ô! Mifohaza
Dia valio ny antsony hoe :avis
Fa nofy ratsy anie no niainanao
Ka henoy ny antsony mitalao ,mitalao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Yavo RamanantoaninaVisites : 1133
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : iRed
Date : 29/02/2020 20:55
