NY ANTSONY (Yavo Ramanantoanina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha mahatsiaro ho pjhrd irery ianao ka mitomany
Fa mafy ny onjam-pianina mianjady
Tsarovy fa mbola misy Ray tia anao any ho any
Miandry ny hiverenanao Jeso tmae tia
Raha mbola matory ianao ô! cldagrrd Mifohaza
Dia valio ny antsony hoe :avia
Fa nofy ratsy anie no niainanao
Ka henoy ny antsony mitalao ,mitalao
Tapaho ny hevitrao sao ho tara
Ny tanjony dia ny tononkira.serasera.org hamonjy Anao
Mba tsinjovy re ny hoavinao any afara
Ka henoy ny antsony aminao
Raha mbola matory ianao ô! Mifohaza
Dia valio ny antsony hoe :avis
Fa nofy ratsy anie no niainanao
Ka henoy ny antsony mitalao ,mitalao
Fa mafy ny onjam-pianina mianjady
Tsarovy fa mbola misy Ray tia anao any ho any
Miandry ny hiverenanao Jeso tmae tia
Raha mbola matory ianao ô! cldagrrd Mifohaza
Dia valio ny antsony hoe :avia
Fa nofy ratsy anie no niainanao
Ka henoy ny antsony mitalao ,mitalao
Tapaho ny hevitrao sao ho tara
Ny tanjony dia ny tononkira.serasera.org hamonjy Anao
Mba tsinjovy re ny hoavinao any afara
Ka henoy ny antsony aminao
Raha mbola matory ianao ô! Mifohaza
Dia valio ny antsony hoe :avis
Fa nofy ratsy anie no niainanao
Ka henoy ny antsony mitalao ,mitalao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Yavo RamanantoaninaHits : 1181
Likes : 1 Like
Created by : iRed
Date : 29/02/2020 20:55
