Tena hafa e! (Vlm Sahy Ambatonjara)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Tena hafa e, hafa e
Ny miaina tononkira.serasera.org mino Anao
Tena hafa ahyh e, hafa e
Ny manantena Anao
Tena hafa e, hafa e
Ny fitiavanao
Ry Jesosy Andriamanitro) x2

Ref:
Ny hery efa mhcng nomeny no fiarovako
Ireo fanekeny no vatolampiko
Ka ny fiadanany no lila ho katsahiko
Ny fanjakany no lovako

A/C: Dtoa Donat

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Vlm Sahy Ambatonjara
Vangy : 793
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Vlm Sahy Ambatonjara
Daty : 15/04/2023 19:58
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0289