Manana Anao (Vlm Sahy Ambatonjara)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Fa fitahiana lehibe no narotsakao RayNy fahasoavana no mbola naha toy izao ahy
Ny fiderana no indro hasandratray ho Anao
Ho ren'izao rehetra izao
Ref:
Sambatra aho
(Sambatra aho)
Fa manana Anao ho mpiaro ahy
(Fa manana Anao)
Ny ho avinay
(Ho avinay)
Apetrakay an-tananao
(...kay an-tananao)
Ny lanitra no ho tanjonay
Ka manantena Anao, handray anay
2-Raha mbola amin'izao fiainan'ety izao
Tsy misy azo antenaina fa lainga avokoa
Jereo ny fiainana ampanatenain'i Jesosy
Ny andova ny lanitra
A/C : Toky R.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Vlm Sahy AmbatonjaraVangy : 355
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Vlm Sahy Ambatonjara
Daty : 15/04/2023 19:45