Manana Anao (Vlm Sahy Ambatonjara)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Fa fitahiana lehibe no xscrlbg narotsakao Ray
Ny fahasoavana vyzugwjl no mbola naha toy izao ahy
Ny fiderana no indro hasandratray ho Anao
Ho ren'izao bklkfha tononkira.serasera.org rehetra izao
Ref:
Sambatra aho
(Sambatra aho)
Fa manana Anao ho Mpiaro ahy
(Fa manana Anao)
Ny ho avinay
(Ho avinay)
Apetrakay an-tananao
Ny lanitra no ho tanjonay
Hitoetra eo anilanao mandrakizay
2-Raha mbola amin'izao fiainan'ety izao
Tsy misy azo antenaina fa lainga avokoa
He misy fiainana iray eo anilan'ny Ray
Maharitra mandrakizay
Ny fahasoavana vyzugwjl no mbola naha toy izao ahy
Ny fiderana no indro hasandratray ho Anao
Ho ren'izao bklkfha tononkira.serasera.org rehetra izao
Ref:
Sambatra aho
(Sambatra aho)
Fa manana Anao ho Mpiaro ahy
(Fa manana Anao)
Ny ho avinay
(Ho avinay)
Apetrakay an-tananao
Ny lanitra no ho tanjonay
Hitoetra eo anilanao mandrakizay
2-Raha mbola amin'izao fiainan'ety izao
Tsy misy azo antenaina fa lainga avokoa
He misy fiainana iray eo anilan'ny Ray
Maharitra mandrakizay
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Vlm Sahy AmbatonjaraHits : 850
Likes : 0 Like
Created by : Vlm Sahy Ambatonjara
Date : 15/04/2023 19:45
