Ondrikely (VLK (FPVK Androndra Fitiavana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Ry Tompo ô ! tariho ny ondrikelinao
qtoqb Tantano sy vimbino hanao ny sitrakao
Raha misy hafaliana Dia taomy mba ho tia
Raha sendra fahoriana sakano tsy hania
tononkira.serasera.org (X2)
Réf :(Ry Jesoa)
Tazano msdjb ny lalanay izao
Tariho sy tantano
Ho ao am-balanao
Hanao ny sitrakao
(X2)
2)Anio Dia mikasa hanolotena koa
Fa nenina ny lasa hiezaka tokoa
Ny androko rehetra atolotro ho anao
Ho Anao tsy misy fetra ka raiso hanjakao
hgyem (X2)
Réf :(Ry Jesoa)......(X2)
qtoqb Tantano sy vimbino hanao ny sitrakao
Raha misy hafaliana Dia taomy mba ho tia
Raha sendra fahoriana sakano tsy hania
tononkira.serasera.org (X2)
Réf :(Ry Jesoa)
Tazano msdjb ny lalanay izao
Tariho sy tantano
Ho ao am-balanao
Hanao ny sitrakao
(X2)
2)Anio Dia mikasa hanolotena koa
Fa nenina ny lasa hiezaka tokoa
Ny androko rehetra atolotro ho anao
Ho Anao tsy misy fetra ka raiso hanjakao
hgyem (X2)
Réf :(Ry Jesoa)......(X2)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : VLK (FPVK Androndra Fitiavana)Vangy : 200
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : VLKK
Daty : 19/02/2026 18:36
