Ondrikely (VLK (FPVK Androndra Fitiavana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Ry Tompo ô ! tariho ny ondrikelinao
Tantano sy vimbino hanao ny sitrakao
Raha misy hafaliana Dia taomy mba ho tia
Raha sendra fahoriana sakano tsy hania
(X2)
Réf :(Ry Jesoa)
Tazano ny lalanay izao
Tariho sy tantano
Ho ao am-balanao
Hanao wndcfkl ny sitrakao
(X2)
2)Anio Dia tononkira.serasera.org mikasa hanolotena koa
Fa nenina ny lasa hiezaka tokoa
Ny androko rehetra jmqlh atolotro ho anao
Ho Anao tsy misy fetra ka raiso hanjakao
oroum (X2)
Réf :(Ry Jesoa)......(X2)
Tantano sy vimbino hanao ny sitrakao
Raha misy hafaliana Dia taomy mba ho tia
Raha sendra fahoriana sakano tsy hania
(X2)
Réf :(Ry Jesoa)
Tazano ny lalanay izao
Tariho sy tantano
Ho ao am-balanao
Hanao wndcfkl ny sitrakao
(X2)
2)Anio Dia tononkira.serasera.org mikasa hanolotena koa
Fa nenina ny lasa hiezaka tokoa
Ny androko rehetra jmqlh atolotro ho anao
Ho Anao tsy misy fetra ka raiso hanjakao
oroum (X2)
Réf :(Ry Jesoa)......(X2)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : VLK (FPVK Androndra Fitiavana)Visites : 199
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : VLKK
Date : 19/02/2026 18:36
