Mandalo (VLK (FPVK Androndra Fitiavana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)
Mandalo ny fiainana eto an-tany
(Miseraaaa) Miserana toy ny fandalon'ny omaly
(Manpalaaa)Mampalahelo anefa satria
(Sondriana)Sodriana tokoa ny olona ety
(Milofooo)Manao izay azony atao
Mitady Izay mahasoa
Manahy ny ampitso Izay mbola ho avy
(X2)
Réf :(Ny sasany eee)
Ny sasany Izay mandika lalàna
(Manaooo) Manao raharaha tleasxub amin'ny magijawm Andro alahady
(Kanefa) Kanefa izao blbdaefq no tsarovy raha miala eto izaho sy ianao
Hanatrika ny fitsarana ny lanitra anie tsy voavidy vola
(X2)
2)
Manjaka tokoa ny mpanao risoriso
(Mihahyy) Mihahy ny andro ho avy rahampitso
(Milofooo) Milofo tokoa ny fanambakana
(Ho entinaaa) Ho entina mba tononkira.serasera.org hireharehana
(Milofooo) Manao izay azony atao
Mitady Izay mahasoa
Manahy ny ampitso Izay mbola ho avy
(X2)
Réf :......(X2)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : VLK (FPVK Androndra Fitiavana)Vangy : 210
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : VLKK
Daty : 22/02/2026 17:07