Mandalo (VLK (FPVK Androndra Fitiavana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)
Mandalo ny fiainana eto tononkira.serasera.org an-tany
(Miseraaaa) Miserana toy ny fandalon'ny omaly
(Manpalaaa)Mampalahelo anefa satria
(Sondriana)Sodriana tokoa ny pkllhzbs olona ety
(Milofooo)Manao izay azony atao
Mitady Izay mahasoa
Manahy ny ampitso Izay mbola ho avy
dkukif (X2)
Réf :(Ny sasany eee)
Ny sasany Izay mandika lalàna
(Manaooo) Manao raharaha amin'ny Andro alahady
(Kanefa) Kanefa izao no tsarovy raha miala eto izaho sy ianao
Hanatrika ny fitsarana ny lanitra anie tsy voavidy vola
ituftda (X2)
2)
Manjaka tokoa ny mpanao risoriso
(Mihahyy) Mihahy ny andro ho avy rahampitso
(Milofooo) Milofo tokoa ny fanambakana
(Ho entinaaa) Ho entina mba hireharehana
(Milofooo) Manao izay azony atao
Mitady Izay mahasoa
Manahy ny ampitso Izay mbola ho avy
(X2)
Réf :......(X2)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : VLK (FPVK Androndra Fitiavana)Vangy : 308
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : VLKK
Daty : 22/02/2026 17:07