Ambenonao (VLK (FPVK Androndra Fitiavana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Ambenonao 'zahay ry Ray
Ambenonao mba tsy hania
Aza avela hanao ny ratsy
Tehirizo am-balanao
gxvsrwxi jnkmqxsl (X2)
Réf :
Mba ho tody soamatsara
Amin'ny tanjona hiafarana
Amin'ny toerana efa nampanantenaina
Ho an'ireo mahatoky anao
(X2)
2)Tantanonao 'zahay ry Ray
Tantanonao zah n'aiza aleha
Aza avela hanao ny ratsy
Tehirizo am-balanao
aekpd tononkira.serasera.org (X2)
Réf :(X2)
Ambenonao mba tsy hania
Aza avela hanao ny ratsy
Tehirizo am-balanao
gxvsrwxi jnkmqxsl (X2)
Réf :
Mba ho tody soamatsara
Amin'ny tanjona hiafarana
Amin'ny toerana efa nampanantenaina
Ho an'ireo mahatoky anao
(X2)
2)Tantanonao 'zahay ry Ray
Tantanonao zah n'aiza aleha
Aza avela hanao ny ratsy
Tehirizo am-balanao
aekpd tononkira.serasera.org (X2)
Réf :(X2)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : VLK (FPVK Androndra Fitiavana)Vangy : 156
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : VLKK
Daty : 19/02/2026 18:31
