Sakaiza tsara (VHF)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Rainay Malala o Ray be indrafo
Ity zanaka adala mba amindrao fo
Aza avela ho very tsy mahasara-dia
Fa mba omeo hery ry Tompo tia
Feno tambin’ny ota sy haizina be
Feno ditra sy ota qezqaqot izay làlana aleha
Toa voavely kanonta miantso ts’isy tononkira.serasera.org mpandre
Ka faingana ry Ray o mba vonjeo re
Raiko malala o inty aho ity
Lay zanaka adala ilay zaza nania
Inty tamy aho manatona anao
Ka raiso aho Ray o aza lavinao
Ry Ray feno antra raiso aho fa ory
Ity olo-mahantra tsy mahatraka xryonlr akory
Mba esorinao Ray o ity kapoaka mangidy
Doro afo mahamay ity lala-nofinidy
Ianao re ry Tompo ilay sakaiza tsara
Miaraka aminao iny anie tsy mba ho pqgvb very anjara
Ka hiverina indray an-tsandrinao mahery
Ka mba raisonao Ray o ity ondry saika very
Raiko malala o inty aho ity
’Lay zanaka adala ilay zaza nania
Inty tamy aho manatona anao
Ka raiso aho Ray o aza lavinao
Ity zanaka adala mba amindrao fo
Aza avela ho very tsy mahasara-dia
Fa mba omeo hery ry Tompo tia
Feno tambin’ny ota sy haizina be
Feno ditra sy ota qezqaqot izay làlana aleha
Toa voavely kanonta miantso ts’isy tononkira.serasera.org mpandre
Ka faingana ry Ray o mba vonjeo re
Raiko malala o inty aho ity
Lay zanaka adala ilay zaza nania
Inty tamy aho manatona anao
Ka raiso aho Ray o aza lavinao
Ry Ray feno antra raiso aho fa ory
Ity olo-mahantra tsy mahatraka xryonlr akory
Mba esorinao Ray o ity kapoaka mangidy
Doro afo mahamay ity lala-nofinidy
Ianao re ry Tompo ilay sakaiza tsara
Miaraka aminao iny anie tsy mba ho pqgvb very anjara
Ka hiverina indray an-tsandrinao mahery
Ka mba raisonao Ray o ity ondry saika very
Raiko malala o inty aho ity
’Lay zanaka adala ilay zaza nania
Inty tamy aho manatona anao
Ka raiso aho Ray o aza lavinao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : VHFHits : 30892
Likes : 0 Like
Created by : ari.malala
Date : 27/11/2006 14:41
