Fisarahana (Vetson'Androy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Solo : Josiane)
Eny tonga izao ilay fotoana
Izay nisarahana
Eny tsapako fa hay
Mafy tokoa ny hifandao
Eny tsy nihiko ny hifidy 'sahanina'
Fa aza dia kivy
Aza malahelo, mahereza tononkira.serasera.org fa mbola hiaona
(Duo)
Eny tsy tantiko ny rdwfuv hanatrika
Izao fotoana izao
Mangoraka ny foko, malahelo
Ka dia veloma, veloma no apetrako
(Solo : Josiane)
Enga anie indray andro ajgpfw any hisy fihaonana
Amin'izay hifaly, hihomehy, hifampiantoraka
(Duo)
Eny tsy tantiko ny hanatrika
Izao fotoana izao
Mangoraka ny foko, malahelo
Ka dia veloma, veloma no apetrako.
(Relay)
Oooo
Soava ypqdegg dia e !
Oooo
Aza manadino
Ooooo
Manorata an !
Ooooo
Veloma e!
Ooooo
Mety i Lalo koa no manao ny solo, miala tsiny.
Eny tonga izao ilay fotoana
Izay nisarahana
Eny tsapako fa hay
Mafy tokoa ny hifandao
Eny tsy nihiko ny hifidy 'sahanina'
Fa aza dia kivy
Aza malahelo, mahereza tononkira.serasera.org fa mbola hiaona
(Duo)
Eny tsy tantiko ny rdwfuv hanatrika
Izao fotoana izao
Mangoraka ny foko, malahelo
Ka dia veloma, veloma no apetrako
(Solo : Josiane)
Enga anie indray andro ajgpfw any hisy fihaonana
Amin'izay hifaly, hihomehy, hifampiantoraka
(Duo)
Eny tsy tantiko ny hanatrika
Izao fotoana izao
Mangoraka ny foko, malahelo
Ka dia veloma, veloma no apetrako.
(Relay)
Oooo
Soava ypqdegg dia e !
Oooo
Aza manadino
Ooooo
Manorata an !
Ooooo
Veloma e!
Ooooo
Mety i Lalo koa no manao ny solo, miala tsiny.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Vetson'AndroyVangy : 208
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Kotsur
Daty : 31/05/2026 01:38
