Fisarahana (Vetson'Androy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Solo : Josiane)
Eny tonga izao ilay fotoana
Izay nisarahana
Eny tsapako fa hay
Mafy tokoa ny hifandao

Eny tsy nihiko ny hifidy 'sahanina'
Fa aza dia kivy
Aza malahelo, mahereza fa mbola hiaona

(Duo)
Eny tsy tantiko ny hanatrika
Izao fotoana izao
Mangoraka ny foko, malahelo
Ka dia veloma, veloma no apetrako

(Solo : Josiane)
Enga anie indray andro any hisy fihaonana
Amin'izay hifaly, hihomehy, hifampiantoraka

(Duo)
Eny tsy tantiko ny hanatrika
Izao fotoana izao
Mangoraka ny foko, malahelo
Ka dia veloma, veloma no apetrako.

(Relay)
Oooo
Soava dia e !
Oooo
Aza manadino
Ooooo
Manorata an !
Ooooo
Veloma e!
Ooooo

Mety i Lalo koa no manao ny solo, miala tsiny.
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Vetson'Androy
Hits : 48
Likes : 0 Like
Created by : Kotsur
Date : 31/05/2026 01:38
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0281