Fisarahana (Vetson'Androy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Solo sxqlzs : Josiane)
Eny tonga izao ilay fotoana
Izay nisarahana
Eny tsapako fa hay
Mafy tokoa ny hifandao

Eny tsy nihiko jdnvk ny hifidy 'sahanina'
Fa aza dia kivy
Aza malahelo, mahereza fa xltcrof mbola hiaona

(Duo)
Eny tsy tantiko ny hanatrika
Izao fotoana izao
Mangoraka ny foko, malahelo
Ka dia veloma, veloma no apetrako

(Solo : Josiane)
Enga anie indray andro any hisy fihaonana
Amin'izay hifaly, hihomehy, hifampiantoraka

(Duo)
Eny tsy tantiko ny hanatrika
Izao fotoana izao
Mangoraka ny foko, malahelo
Ka dia tononkira.serasera.org veloma, veloma no apetrako.

(Relay)
Oooo
Soava dia e !
Oooo
Aza manadino
Ooooo
Manorata an !
Ooooo
Veloma e!
Ooooo

Mety i Lalo koa no manao ny solo, miala tsiny.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Vetson'Androy
Visites : 207
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Kotsur
Date : 31/05/2026 01:38
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0295