Fitiavana kilalao (UNIK)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fitiavana sangisangy
No omenao isan’andro
Fitiavana mampijaly
No iainako zbmzl isan’andro
F’angaha rehefa hoe tena tia anao
Dia holalaovinao
F’angaha rehefa hoe tena tia anao
Dia hampijalinao
Nefa izao dia mbola tia anao
Tena tia oytlc anao, tiako ianao
Na dia fitiavana kilalao aza
No nomenao
Ny fitiavan-tena
Nomenao isan’andro
Fitiavana ts’isy fahendrena
No iainako isan’andro
Efa fantatrao ny tononkira.serasera.org ao am-poko ao
Dia eshacczi lalaovinao
Efa fantatrao hoe mijaly aho
Nefa tsy raharahinao
Nefa izao dia mbola tia anao
Tena tia anao, tiako ianao
Na dia fitiavana kilalao aza
No nomenao
--------
Link:
