Mbola miandry (Tsy kivy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Taminao tamin'iny vvvueet nikôziko de nialatsiny,
Mbola lavitra ny lalana @nay sady bedy fa mbola vahiny
Tena tsitako ny atao
ny foko de lasanao
Sendra misy fitia kely e any aminao any e ambarao
Fa zah mbola miandry e na de bandy tsy manana 1000francs
Zah tsy mavandy e anotanio any big bulls fa raha
Zah tena potika ,tena raraka ôtrany fotaka
marina ny kôzin'i Tsota ny bandy tena rotaka
ref:
Fa mbola miandry e,
Tsy tafandry mandry miandry, miandry anao fôna
rahoviana vao qzfehra hoavy e tsy mihinambary ny bandy tsy mahalala noana
(fa mahatsiaro anao fôna)*2
Zah tena lôve
Baby i love you
Tena kôzy
Raha misy aminao any kôzio
Aza mipôzipôzy
fianao amoronako poesie ,
Amoronako RNB
Anao baby
I'm crazyyyy
Aza lavinao aho ny foko tena tia
Ny hamitaka anao zany tsy hataoko sanatria
Fa raha ny antsika roa ksqywlfo tsy maintsy ho doria,
mandramaty y y yh
Ref:

rahoviana vao hoavy e tsy mihinambary ny bandy tsy mahalala noana
(fa mahatsiaro anao fôna)*2
Zah tsy mikaly (isanandro)*2 mahatsiaro anao fôna
Tena mijaly ny bandy (isanandro)*2 fa tsy hita tononkira.serasera.org hoe aôna
zah tsy miteny (isanandro )*2 fa ôtrany môna
My gial tongava (malaky)*2 fa zah tena ngoma*7
Ref:...

--------
Rohy:
Hevitra
kabuto
(
14/03/2020 15:37)
noezahiko nohatsaraina ny resaka orthographe