Mihinana soa (Tsivahiny)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Traka maitso mipelatsa e! ro atao anamamyBokaka raika mihelaka e! izao ro hitako an’any
E! Mihinana soa an..!
Mihinana soa tsa ho kenda o !
Ny vola raha tsa ho lany e!
Fihina-mata koa e! izao ny salady
Fa leha tsa apela soa rika tsa nalaiko ho vady
Ny ravin’ovy amy patsa, izao ro laoka mihaja
Fa ny mpitovo efa zatsa, tsa kilalaon-jaza
Ny trakavola amy voanjo, laokan’ny para-kandro
Ratsaravola miala akanjo, araho afara fa hoandro
Ravi-kajaha amy hena, trakanay sy alahady
Mahaiza mizaha ny tena soa rika leha hanambady
Leky soa ny rami-rebaka, tsa atakaloko laisoa
Manaova soa tsa hanebaka, fa hanahira anareo roa
Fa traka soa tsa hadino, ny voapoa sy anatsonga
Ka mandiniha soa ra, fa raha tsa zaza na kilonga
Eh! Mihinana soa tsa ho kenda
Ny vola raha tsa ho lany
--------
Rohy: