Zipety (Tsivahiny)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Amboaro tsara, Amboaro tsara
Amboaro tsara ny zipety
Fa misy kely ny tsa mety
Tsy tsara ny aomby vavy lehe mitarika sarety
Fa tsara ny luazywqh vehivavy rehafa miaraka amin’ny zipety
Tsy tsara ny baolina daka raha tsy misy coup de tête
Fa manja koa ny bokaka raha mba misy ny zipety
o! Zipety e! Tsara ny zipety
(Iny ako tononkira.serasera.org moa ny raha, aza dia mahery manara-maso moa...
Eh! Ino liaka ty, tano soa liaka Ra-Piera
Zay !hainareo mihintsy ny swpieiuz manao azy an!
Tanon-drika soa , raiso hatagny afara koa moa
Zay ndrika ra.. misaotsa liaka)
Ny kola-kola tsako , anaty mangazay an !
Kilonga apela tiako, mandalo an’ any izay an!
Ny kanakana mandro an’Andrano-boaboaka e!
Agnay sasa-miandry , anareo tsa niboaka
blunaez o! zipety e!
Kilonga apela tiako,tsy maintsy ho tianao
Fa ny tianao tsa tiako, ny tiako tsa tianao
Samy manao ’zay maha-miramira ny sainy
Samy manao ’zay maha-falifaly ny fony, ny olo-aby ,oh!
Amboro tsara ny zipety....

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TsivahinyVangy : 9718
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 27/10/2001 23:10