You are here: home > Tononkira > Tsivahiny

Tsa havelako (Tsivahiny)

https://tononkira.serasera.org/hira/tsivahiny/tsa-havelako

Tsa havelako le, handeha, tsa havelako
Tsa havelako sy ho roso , tsa havelako
Tsa hivela amin’ny raha tiako, tsa havelako an!
   Ny mpiray tampo ro iraika e!
   Ny mpifankatia ro mi-fangaika
   Fa ny atsika roa, tsa mitovy
   Fa tena hafa
   Hafa aby amy ny an’olo, ka manahira-ny saiko
   Hafa aby amy Tsiky dia ampyny an’olo, ka raha koa tsa ho haiko
  
  Tiako haria,..ka hasolo an’ia
  Ho an’Alarobia aho, hitadia
  Fa ny atsika roa tsa mitovy, fa tena hafa

  Avilao handry amin’ny handreny ny mamo
  Avilao hikendry amin’zay kindreny ny kamo
  Fa ny mpifandrafy ro mifampiditsa angano
  Ny mpifaka-tea mba mifampihidy an’ Andrano

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Tsivahiny
Mpamaky : 2488
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i :
Tamin'ny : 27/10/2001 23:10:26
ID : 173

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo