You are here: home > Tononkira > Tsivahiny

Tsiahy misareba (Tsivahiny)

https://tononkira.serasera.org/hira/tsivahiny/tsiahy-misareba

(Hitety vohitsa aia leky manigna)x4
Tolakandro tsa mgnila ho ah(o) hariva tsa misy hafa
Hitety vohitsa aia leky manigna e!
(Aba ô Endry ô ô e)x3

(E ril’e e e e agnay tsa ho agny fa hoandry eto an)x2
Agnay napandro kanakana iy tsa nety fa nampandro gisa,
Finaitsanay tagny Soatanana iy tsa nety fa nanao ditsa

Ny satroka badika ro atao kitipatipa re e!
A leky iy tsa ho vadiako hatao kisipasipa  e!
E  Ril’e! a Ril’e! (agnay manigna anareo a roso agn’Fianarana)x2

(Eeeee!)x4 (ny vorogn’atagnan’olo a ro magneno a)x2

Ambohimahasoa e ro alan’ny kininy e
Raha mba soasoa e ny miaraka amin’igny e  
Mariny agny Sovy aza tsigny e fa hody aminay an ;
Tsa hoandry ve fa hody aminay a ; tsa hoandry ve

(Soa eeeee soa aaa)x2 soa e ny tafita ny rano roa Ndriamasy an
(Sarotsa eeeee sarotsa aaa ie he he)x2
Sarotse ny miala amy mahazatsa roa  Ndriamasy an (roa Ndriamasy an)x2

(Bambara e bambara)x2
(Bambaramaso ny apela tsa tianay an)x2
Ny tsiritsiringita e nataonagnahary an
Tsa nifakahita e izao fa samy naharary an!
(Bambaramaso ny apela tsa tianay an)x2

Ny sigaran-drasoafera mitsolombovoka
Sy mahita kilonga apela ko te handodotsa
Ny sigaran-drasoafera magnetondraratsa
Sy mahita kilonga apela ko te-hagnaraka
Havanay tokoa ra i maitso kely ra
Vona havanay ra i maitso kely ra

(Ie ry malala e!)x2,(malalanao malalan’ny hafa an!)x2
(Adaladala  izao e ny jirama)x2 (tanimbolin’olo ro asiany pôtô)x2
(Adaladala  izao ny kilonga lahy)x2
(Kilonga apela roa finainy amy môtô)x2

(Bozy e lanin’ny akoho  ny vary an!)x2
Tondraka tondraka asio sira mandihana agna tsiena apitso,
Mandihana agna tsiena apitso hividianako zipo kely,

(Oa Terezy an!)x2 ,(Oa Terezy kely a!)x2
Taporaika amy Tsimbakely hoah(o) miaradia Marsely
’Zay nanaovany bakely ho aho tao agnatin’ny tragno kely,
Fitiavako an-droky aba tsa mba kely ho’aho fa raha mamy toy ny tately a!
(OTsiky dia ampya Terezy an!)x2 (Oa Terezy kely a!)x2

Hazo malaman’Ambalavao e hazo malama tsa misy tognony
Hazo malama tsa misy tognony (sarotsa agnanihana an)x2

(Rasoa e Rasoa an)x2 (e aia ke ny tany tsa hahitako an-droky an)x2
Andranovorivato ro atsimo ny Fianar ee! e aia ke ny tany tsa hahitako androky a an!
Na hiolaky vato na hiolaky ny ala ee! e aia ke ny tany tsa hahitako androky a an!
Na handeha tômôbila na handeha rôpilanina e, e aia ke ny tany tsa hahitako an-droky a an!

Ie rila e! ie ie rila e! asa e (avognavogna tsa ho lefy tsendry e)x2
(Nagaika an-droky a ko tsa nanoigna roky an)x2
(Aza avelan-droky rery aho fa manara)x2

Lazao! (Ny kanakana aba tsa mba gisa ny saonjo ro atao ramandady magnotany aba tsa mba diso mpiondra anao zay mpanambady an)x2
(A rila e!)x4 magnelognelo agn’andohany agny an,
Manaitaigna agn’atratrany agny a an
Marariray an-damosiny agny a an,
Miera aminao aho Rapizafy a an (magnelognelo an)x2

(E Raline e e)x3 manakory sy manakory agn’Ambalavao e Raline a
(Ambalavao be lambalandy a an!)x2
Ikalakely tsa mahay manegnona vona hianatsy mady e
Tagnako malemilemy toy tsa hoferiko manoto vary laigna,
Babeonareo manan-daba i zanako toy e fa manara an (an an an)x2

Agnay izao e hitatara ny fahaela
Koa aza tsigniana e fa hitondra ny sokela
Koa azafady azafady andriamatoa a
Fa agnay toy e hitatara Fianaratsoa a
Ny girigitsa ro atao sagnatry e fanafody tena mahasoa a,
Ny fitiavako an-drika ro mahafaty fa mandihana fa tsa mila koa

E veloma e! asabotsy mifakahita a
Dia veloma e! asabotsy mifakahita a
E veloma e! asabotsy mifakahita a
Dia veloma e! asabotsy mifakahita a
Dia vilombiloma e! asabotsy mifakahita a
E veloma e! asabotsy mifakahita a
Dia vilombiloma agnareo! asabotsy mifakahita a
Dia veloma e! asabotsy mifakahita a
Dia vilombiloma baba! asabotsy mifakahita a
Dia vilombiloma neny e! asabotsy mifakahita a
Dia viloma agnareo! asabotsy mifakahita a

TSIVAHINY

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Tsivahiny
Mpamaky : 5272
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i :
Tamin'ny : 08/04/2007 00:19:11
ID : 4357

Henoina (sombiny)

Sombiny ihany aloha no henonao eto fa azonao alahatra ao amin'ny RadioVazoGasy

Alaharo ao amin'ny RadioVazoGasy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo